Teny iditra fanafanana (afana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanadiovana, fanalavitana ny ratsy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   L'aspersion, la purification, l'exorcisme ; ce avec quoi on fait les cérémonies superstitieuses [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/05