Teny iditra fanafika (tafika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manafika tany na olona [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanafika (tafika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tafihina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23