Teny iditra fanafintohinana (tafintohina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antony mahatezitra
¶ Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the act of offending; a scandal; cf. fahatafintohinana [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay scandale, offense [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31