Teny iditra fanafoanana (foana)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   annulation [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana. [SeFaFi ]
2Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. [Andraina: Mitaraina, takila 191]
3Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! [Andriamalala: Fanagasiana, takila 17]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/05