Teny iditra fanafody (fanafana, ody)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra entina hanasitranana aretina, na sotroina, na ahosotra, na atsindrona, na trohina, na asisika, na evohana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   Medicine of all kinds. Lit. that which will put away the power of charms or enchantments. See afaka, afa. [Richardson 1885]
   medicine; chemicals in general [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   médicament [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   antidote, remède, médecine [Abinal 1888]
   produits chimiques [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Atsindrona ny marary ny fanafody. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 89]
2Ary Dr Razafimaholy no nanao fanafody; [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 223]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/26