Teny iditra fanaha (haha)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   ce qu'on peut délier, la manière de délier, de démonter [Abinal 1888]
Ohatra   Ny ray aman-dreny, hoy aho, Tsy mba fanaha vady. [Dahle: Angano, takila 62]
Ny bikany  
fanaha
fanahako
fanahanao
fanahany
fanahantsika
fanahanay
fanahanareo
fanahan'
fanahan-
fanaham-
-panaha
-panahako
-panahanao
-panahany
-panahantsika
-panahanay
-panahanareo
-panahan'
-panahan-
-panaham-

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18