Teny iditra |
fanahaka
(hahaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
| Ce qu’on éparpille , la manière de disperser [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanahaka
(tahaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manahaka, mifandray amin' ny ray aman-dreny na olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce dont la ressemblance peut être reproduite, manière de ressembler [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanahaka
(tahaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo tahafina, tokony hotahafina [1.1]
|
|