Teny iditra fanahàna (haha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka) [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanahana (ahana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanahàna (taha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanomezana zavatra hatao taha na onitra [Rajemisa 1985]

2012/11/05