Teny iditra fanahiana (ahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
¶ Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy worry, anxiety [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay souci, inquiétude [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

2012/11/05