Teny iditra fanahonana (ahona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra na hevitra entina mampiato na mampisalasala tsy hanao zavatra iray
¶ Fanakanana tsy handeha, fampijanonana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Rel. s. from manahona (ahona).] A charm used in bull-fighting to discourage the antagonist. [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23