Teny iditra fanaingohana (tsaingoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitombohana amin' ny vava; fifaohana amin-kakingàna, fandrapahana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsaingohana

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23