Teny iditra fanairana (taitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [Rajemisa 1985]
 anjomara, antsiva [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay avertisseur [SLP: Voambolana]
Teny nalaina 

Teny iditra fanairana (taitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
¶ Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de surprendre, la cause [Abinal 1888]
Famaritana frantsay excitation [SLP: Voambolana]

2014/11/17