Teny iditra fanaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara... [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however. [Richardson 1885]
 furniture and household furnishings [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les meubles et ustensiles d'une maison [Abinal 1888]
 ameublement [Hallanger 1974]
Ohatra Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [Andriamalala: Taolambalo, takila 21]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fanakà (akà)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany [Rajemisa 1985]

2013/11/08