Teny iditra fanakady (kady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakady, mameraka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay tany ijoroany na matetika koa enti-miaro ilay tany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui mérite d'être protégé, manière de protéger [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20