Teny iditra fanakaiky (akaiky)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakaiky
Azo akekezina: Tsy fanakaiky ny olona toy ireny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14