Teny iditra fanakanjo (akanjo)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina manakanjo, manome akanjo [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanakanjo (akanjo)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Azo omena akanjo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23