Teny iditra fanakaramana (karama)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire [1.3]
Ohatra 
1Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka. [1.369]
2Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona. [2.366]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06