Teny iditra fanaketrahana (ketraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanagedragedrana: Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika?
Fanalefahana: Fanafody fanaketrahan-kozatra itỳ
Fanakiviana: Mazàna no fanaketrohana ny herimpo ny tsy fahombiazana miverimberina [1.1]
 Fanalefahana ny tsindry [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Détendeur [1.13]
Tovy hevitra fandetsitosika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05