Teny iditra fanakiviliviliana (kivilivily)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanetsiketsehan-javatra (mihantona) hankatsy hankaroa, fanasaviliviliana, fampisaviliviliana, fanakipilipilizana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31