Teny iditra fanakoana (ako)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiverenan' ny feo amin' ny toerana manako [Rajemisa 1985]
 fiverenan'ny feo mafimafy kokoa noho ny teo am-piandohana [SLP 1986]
Fandikana frantsay résonance [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31