Teny iditra fanakodingy (kodingy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manakodiadia, manongana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanakodingy (kodingy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo akodingy, akodiadia, aongana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31