Teny iditra fanakoromby (koromby)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakoromby, miaro, manalokaloka, mitahiry mba tsy ho simba [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20