Teny iditra | fanakoserana (kositra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandilorana, fampihodinana hazo iray lava eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanakoserana, fanasokerana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |