Teny iditra fanala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ranonando mandry hita mivaingana fotsifo [...]
¶ Hatsiaka fatratra: Matin' ny fanala n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   hoar frost, excessive cold, snow (?). [Richardson 1885]
   cold, frost [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   gelée blanche, froid [Hallanger 1974]
Lahatsoratra  

Teny iditra fanala (ala)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina manala, manesotra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Mod. s. from manala (ala).] That which removes or takes away. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   manière d'enlever, d'arracher, de délivrer; ce qu'on arrache, qu'on délivre [Abinal 1888]
Fitovian-keviteny   fanalana
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fanala (ala)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   fanalana

Teny iditra fanala (ala)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Azo alana, azo esorina: Tsy fanala ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra fanala
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Jiro voafefy fitaratra miaro azy amin' n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A lantern [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   lanterne [Hallanger 1974]
Ny fihaviany   Frantsay: fanal.

Nohavaozina tamin' ny 2013/08/27