Teny iditra fanalalahana (lalaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany
Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany
Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana
Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05