Teny iditra fanalalanana (alalana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanelanelanana: Tamin' ny fanalalanany no vita ny fanekem-pihavanana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   La médiation, l'intercession; l'envoi d'un messager, d'un intermédiaire; l'action de traiter une affaire par un intermédiaire [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/12