Teny iditra fanalavavy (ala, vavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ody mahatonga ny vehivavy tsy tia hiherika lehilahy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a charm used to create dislike in a woman for a man. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay charme pour dégoûter les femmes des hommes [Abinal 1888]
  [Betsileo, Merina] (de fanala et vavy : la femme) Philtre utilisé par les hommes pour brouiller un couple et se faire aimer de la femme ( fanalalahy). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Mpanahaka  fanalalahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31