Teny iditra fanalolahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] mahery fo [Rakotosaona 1972]
  [Taimoro, Taisaka] miaramila mpitondra lefona [Rakotosaona 1972]
  [Taimoro, Taisaka, Tanosy] mpiady [Rakotosaona 1972]
 miaramila na tandefona mahay sady mahery an' ady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] a spearsman [Richardson 1885]

Teny iditra fanalolahy (fanalo, lahy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay très adroit [Abinal 1888]

2013/10/31