Teny iditra fanamafisana (mafy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay renforcement, consolidation, amplification, compactation [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny fanamafiana

2009/09/09