Teny iditra fanamaintisana (mainty (inty))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahatonga mainty, fandokoana mainty [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the act of blackening; shoe blacking [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay l'action de teindre en noir [Abinal 1888 takila 419]
 action de noircir; cirage pour souliers [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31