Teny iditra fanambara (ambara)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manambara [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanambara (ambara)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31