Teny iditra fanambatambazana (tambitamby (tamby))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin' ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the act of enticing or coaxing [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   l'action de caresser, de cajoler, de consoler, le motif [Abinal 1888]
   action d'allécher, de cajoler [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Nanjary nitondra ronono iray litatra isan-kerinandro hiantsena ilehio taty aoriana ho fanambatambazana azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 37]
2Raha ny marina no holazaina, fanamaivanana ravindravina ivelany ihany izany, fanambatambazana eritreritra somary tefy manta. [Andraina: Mitaraina, takila 138]

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/05