Teny iditra fanambinana (ambina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vintana tsara avy amin' ny lahatra
¶ Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitonao fianarana talohan' ny ady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy good fortune [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prospérité, la chance [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2009/02/23