Teny iditra fanamory (hamory)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manamory, mamily
¶ Ny fivoy mamily ny lakana
¶ Familian-tsambo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a rudder, or anything used for the same purpose. See mpamory. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] gouvernail. [David 1952 (takila F)]
Voambolana 

2017/03/10