Teny iditra fanampenana (tampina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery !
¶ Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo
¶ Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana
¶ Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23