Teny iditra fanampiana (ampy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vonjy, famonjena
¶ Vola omena olona, izay tsy azo atao hoe karama satria tsy vidin' ny asa ataony, fa entina manohana azy fotsiny amin' ny fivelomany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy help [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aide, secours [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay aide [SLP 1986]

2009/09/09