Teny iditra fanampina (tampina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manampina, manentsina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanampina (tampina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tampenana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23