Teny iditra fanampin' anarana
Singan-teny fanampy ; anarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Prénom [1.4, 1.66]
Ohatra 
1Izy rahateo no nanome an' i Florence ilay fanampin' anarany [2.356]
2Ny fampahafantarana dia tsy maintsy misy ny anarana, fanampin' anarana, vaninandro sy toerana nahaterahana [2.114]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21