Teny iditra fanampoka (tampoka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary ! [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanampoka (tampoka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/01/11