Teny iditra fananahana (anaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana [...]
Mitovy hevitra: tranon-jaza ~ vohoka [tohiny Rajemisa 1985]
   fampitomboana taranaka [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   la matrice [Abinal 1888]
   matrice, utérus. Rac. Anaka. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
Dikanteny frantsay   reproduction [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fifanahafana   fananahana tsy mila tsiry

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10