Teny iditra fananana (anana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena [Rajemisa 1985]
   harena noharin'ny tena na nolovaina [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   [Rel. s. from manana (anana).] Possessions, property. [Richardson 1885]
   possessions, property [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ce qu'on possède, propriété [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   patrimoine, biens
¶ fananana iombonana: bien collectif ou commun
¶ fananana ny fitaovam-pamokarana: propriété des moyens de production [SLP: Voambolana]
Lahatsoratra  

Teny iditra fananana (hana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fakana na fisamboram-bola misy zanany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanañaña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hadisoam-panantenana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29