Teny iditra fananarana (anatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   admonition, advice; reproach, a reprimand [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   conseil; réprimande [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23