Teny iditra fanandevozana (andevo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of enslaving; cf. fahandevozana [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves [Abinal 1888]
 action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy. [Andraina: Mitaraina, takila 254]
2sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana. [Baiboly: 65:002:015/Hebrio 2:15..]

2014/07/29