Teny iditra fanandramana (andrana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany [Rajemisa 1985]
   asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   expérience, expérimentation
¶ fizotry ny fanandramana: déroulement de l'expérience [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09