Teny iditra | fanandratana (sandratra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaingana ho avo; fampanehoehoana, fanomezana laza: Fanandratana ho olo-masina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of promoting or exalting [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action d'exalter, de promouvoir [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |