Teny iditra fanangana (tsangana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fanangany

Teny iditra fanangana (tsangana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina manangana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanangana (tsangana)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/01/09