Teny iditra fananganana (tsangana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanarenana zavatra amin' ny haavony: [...]
¶ Fampijoroana: Tsy mora velively ny fa [...]
¶ Fametrahana zavatra amin' ny toerana avo [...]
¶ Filazana olona eo anatrehan' ny fanjakan [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   ¶ fananganana ara-drafitsary: fanoritana manaraka ny lalànan'ny rafitsary [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   [Rel. s. from manangana (tsangana).] Raising up, putting up, that used to raise up anything. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   construction, montage
¶ fananganana ara-drafitsary: construction géométrique
¶ fananganana ny sôsialisma: édification du socialisme. [Voambolana: Pôlitika] [SLP: Voambolana]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09