Teny iditra fanange (tange)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fatidra [1.78]
 Fanorenana na fanamafisam-pihavanana amin'ny alalàn'ny fifampihinanan-dra sy fifampitsitsihana; na antsoina koa hoe fatidra na sakarivo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Serment du sang [1.82]
 Alliance par le sang [1.13]
Mpanahaka  fati-dra ~ sakarivo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/18