Teny iditra fananimpitoloha (fanany, fito, loha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay serpent fabuleux à sept têt [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Ohatra 
1ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha. [Dahle: Angano, takila 198]
2Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io Fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny. [Randriamamonjy: Tantara, takila 209]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

2017/07/14