Teny iditra | fanantonana (hantona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3] | |
Ohatra | ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe Fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.
[2.508] | |
Fivaditsoratra | fanantanona, fanantonana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |